|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kidoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a mattress.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5matelas.
[1.3#328, 1.8] 6paillasse. [1.3#328] 7Coussin, oreiller. 8On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc.. [1.196] |
| Ohatra |
9 Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra.
[2.643#]
10 Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4#] 11 Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470#] |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 doroky, 14 kidoro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|