|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kidona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3radeau.. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/2)4 kidona
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6tetezana. [Bara] [1.78]
7Arabe migodana mamaky ny vohitra. [Betsileo]
8Tetezan-kazo nakambankambana mampitohy morona roa. [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tsipelina hafa  10kodona

Fivaditsoratra  11 ankody, 12 dokany, 13 donika, 14 kidona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19