|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kidingy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fianjerana, ary rehefa avy eo fikodiadiavana; fahapotrahana midaboka ary dia mikororosy.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8kidingidingy, kidingodingo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|