|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kidabo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] zazavavy voafofo tezain'ny vadiny [1.78]

Teny iditra (2/2)4  kidabo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Bara] ankizy 5 - 12 taona [1.78]
Tovy hevitra  7 kidabolahy

Fivaditsoratra  8 bodika, 9 diboka, 10 dobaky, kidabo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04