|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kiboty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 [Tankarana] petite sauterelle.
[1.19] |
| Voambolana | 4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (2/3) | 5 kiboty |
| Sokajin-teny | 6 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Bara] kamboty
[1.78] 8 [Tanala] kamboty, zaza maty ray sy reny [1.78] |
| Tovy hevitra | 9 kibote |
| Teny iditra (3/3) | 10 kiboty |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Antesaka] taho
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|