|
|
|
|

Teny iditra1 kiborim-boatavo
Singan-teny  2kibory, 3voatavo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny voam-boatavo vao mandatsaka ka mbola eo ny voniny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L'ovaire fécondé de la citrouille, Cucurbita maxima Duch., après la chute du périanthe. [1.196]
Voambolana  7 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12