|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kibango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [1.1]

Teny iditra (2/3)4  kibango
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Tehina hazo be
7 Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1]

Teny iditra (3/3)8  kibango
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 [Tankarana] syphilis. [1.19]
Voambolana  11  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04