|
|
|
|

Teny iditra1 kianakisa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3kilalao. [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4songs sung by children. [2.131]
Ohatra  5
Aho re izao ny ho aia e?(Where will I go, then?)
Aho re izao ny ho an' ia e?(To whom will I return, then?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Ko so' hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
Ko hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
[2.131]
Voambolana  6 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12