|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kiahina |
| Fototeny | 2kiaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko.
5Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny. 6Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be scratched.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on effleure ou égratigne en passant.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 ankihia, 14 ihikana, 15 kaihina, 16 kiahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|