|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ketso |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 5ketsoketso |
| Teny iditra (2/2) | 6 ketso |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Karazam-borona.
[1.1] |
| Voambolana | 9 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | 10 ketso, 11 tseko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|