|
|
|
|

Teny iditra1 ketsa saritaka
Singan-teny  2ketsa, 3saritaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ketsa ambolena tsy milahatra, toa mikorontandrotana, eo amin' ny tanimbary (mifanohitra: ketsa tora-tady). [1.1]
Voambolana  6 Toe-karena: fambolena
Tohi-kevitra  7ketsa tora-tady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02