|
|
|
|

Teny iditra1 ketsana
Fototeny  2ketsa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milazany toerana amindrana ny vary vao nambolena: Efa noketsako daholo ny tanimbariko. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9ketsaina

Fivaditsoratra  10 ankatse, 11 katsane, 12 ketsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12