|
|
|
|

Teny iditra1 ketrona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy.
4Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19