|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kerakeraina |
| Fototeny | 2kerakera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana.
5Alanto, alamina: Nokerakerainy ny taratasy tao anaty vata fa isy hitany ilay taratasy notadiaviny. 6Amboarina: Kerakerao ny herana hanaovana tsihy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|