|
|
|
|

Teny iditra1 kendaina
Fototeny  2kenda
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Terena amin' ny vozony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu’on étrangle, qu’on serre au cou, qu’on obstrue, qu’on bouche: Nokendain’ ny jiolahy izy (Il a été étranglé par des brigands) ~ Aza kendainao toy izany ny namanao (Ne serrez pas ainsi le cou de votre camarade). [1.3#322]
Ohatra  6 Maty nisy namono tao an-tranony, nokendaina sy notondrahana asidra, ny mpanao gazety taloha iray niasa tao Mahajanga [4.26]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02