|
|
|
|

Teny iditra1 kenakenaina
Fototeny  2kenakena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina ampitandremana fatratra: Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky.
5Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ikenakenana, 12 kenakenaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02