|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kelimafana |
| Singan-teny | 2kely, 3mafana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5étoffe à petits carreaux, étoffe quadrillée.
[1.3#321] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (2/2) | 7 kelimafana |
| Singan-teny | 8kely, 9mafana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Karazan-javamaniry roa karazana no antsoina amin' izany, ka ny voalohany misy tsirony handatra ary toa mandoro na mahakendakenda izany; ny faharoa kosa, fampiasan' ny olona ho fampahazotoana homana ka hanina alohan' ny sakafo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12plante qui a une vertu apéritive.
[1.3#321] 13(« petite mais chaude »). 14On désigne, semble-t-il, deux plantes différentes sous ce nom :. [Merina] 15Lasiosiphon bojerianus Decne (Thymelaeaceae), sous-arbrisseau à saveur âcre brûlante, provoquant une sensation de brûlure, de strangulation quand on mâchonne ses feuilles ou ses rameaux (Saponines).. 16Plante indéterminée utilisée comme stimulant apéritif avant les repas (citée par Malzac, Grandidier et le Firaketana).. [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 18 fanakilema, 19 kelimafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|