|
|
|
|

Teny iditra1 kehankehana
Fototeny  2kehana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona.
5Fihetsika mitory hambo na fihamboana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  10kehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19