|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kazana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mafy, maozatra.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 kazana |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6requin..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 7 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (3/3) | 8 kazaña |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10raibe na reniben'ny ray aman-dreny.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 11 Fifandraisana: fianakaviana |
| Fivaditsoratra | 12 ankaza, 13 kazana, kazaña, 14 zanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|