|
|
|
|

Teny iditra1 kaviavia
Fototeny  2haviavia
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#483]
Ohatra  4 Raha ho lasa, hanao ahoana ao Antananarivo ao, sady tanava ny tena no efa manana toetra kaviavia rahateo? [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11 aikavavy, 12 kaviavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19