|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 katsentsitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ilazana izay mivelona ao amin'ny hafa.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4parasite.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Ny dikin'ny olona iray misy amiba dia feno ireo katsentsitra kely ireo antapitrisany maro.
[2.424#]
|
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|