|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 katsakatsa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Korintsana vita amin' ny kapoaka na zavatra hafa mitovitovy aminy nasiana vato kely na voa madinika (any amin' ny faritanin' i Toliary no mampiasa azy).
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 katsakatsa |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ordures..
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/3) | 7 katsakatsa |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Onomatopée : allusion au bruit que font les graines à l'intérieur des gousses sèches quand on agite les branches.
10Sesbania bispinosa (Jacq.) W. 11F. 12Wight (Fabaceae). 13Espèce commune dans tout l'Ouest au bord des chemins et près des habitations.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 15 katsakatsa, 16 tsakatsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|