|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 katrikatry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza ny taolana hita miranirany amin' ny tenan' ny olona mahia: Taolana mikatrikatry.
[1.1] |
| Mpanahaka | 4 trakitraky |
| Fivaditsoratra | 5 katrikatry, 6 kitrakitra, 7 trakitraky, 8 trikatrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|