|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 katolo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaram-borona izay mahatonga loza mampifindra fonenana, hono, ny volony raha miboha ao an-trano.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: vorona 5 Finoana |
| Fivaditsoratra | 6 katolo, 7 tokalo, 8 toloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|