|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 katesizy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(Fivavahana katolika) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina.
4Boky kely misy ny fotopototry ny fampianarana sy fitsipi-pitondran-tena kristianina. [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Tsipelina hafa | 6katekisma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|