|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kasihina |
| Fototeny | 2kasika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana.
5Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on touche.
[1.3#316] |
| Ohatra |
7 Marary ny voamaso rehefa kasihina.
[2.424#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 kasihina, 14 sihanaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|