|
|
|
|

Teny iditra1 kasaina
Fototeny  2kasa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Heverina, ampoizina: Raharaha inona no kasainao hatao rehefa lehibe?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be intended, to be resolved. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu'on se propose. [1.3#315, 1.8]
7à quoi on se prépare, qu’on attend. [1.3#315]
8qu'on a l'intention de faire. [1.8]
Ohatra  9 Raha zavatra fikasa dia kasaina; [2.69#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ikasana, 16 isakana, 17 kasaina, 18 kasiana, 19 sakaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02