|
|
|
|

Teny iditra1 karohina
Fototeny  2karoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very.
5Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany.
6Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be investigated; to be sought; cf tady, zaha. [1.7]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12karofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12