|
|
|
|

Teny iditra1 karetohina
Fototeny  2karetoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Kaikerin' ny nify na ketohin' ny nify miaraka ka misy feo mitsako aterak' izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Que les dents saisissent avec bruit. [1.3#314]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ikotrehana, 11 karetohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12