|
|
|
|

Teny iditra1 Karemy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Lent. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5Carême. [1.3]
Voambolana  6 Fivavahana

Fivaditsoratra  7 Karemy, 8 marike, 9 meraky, 10 merika, 11 mikera, 12 mireka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12