Teny iditra | karavato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fehin-tenda enti-mihaingo [1.1] | |
Ohatra | nanaovany karavato fotsy lehibe, fa fomban' ny Mpitandrina izany fehizay.
[2.649] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: cravate (une). | |
Teny iditra | karavato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Gravillon [1.405] | |
Fivaditsoratra | karavato, voakatra, voatraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |