|
|
|
|

Teny iditra1 karaoty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [karaoty, karoty] 4a carrot. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5(du français « carotte »).
6Plante potagère bien connue, originaire de région méditerranéenne.
7C'est de tous les légumes européens celui que les Malgaches ont le mieux adopté.
8Daucus sativus (Hoffm.) Röhl.
9ex Pass.
10(Apiaceae).. [Merina] [1.196]
Ohatra  11 Hita amy ny Fary sy ny karaoty indrindra izy, nefa rnisy koa amy ny Voalohoka sy ny Feso, ete. [1.357#]
12 Raha misy, mba anafaro fitotoananana aho, fa mandany fotoana be loatra ny mitetika ovy na karaoty. [2.332#]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Tsipelina hafa  14karoty
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 akatrio, 16 akitrao, 17 akotray, 18 aotrika, 19 karaoty, 20 Kariota, 21 koaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12