Teny iditra | karaobato | |
Singan-teny | karaoka ; vato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vato madinika betsaka misolo ny nofon-tany ary mampikorisa raha hitsahina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Terrain rocailleux [1.13] | |
Fivaditsoratra | karaobato, koratabao, taboroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11 |