|
|
|
|

Teny iditra1 karamaina
Fototeny  2karama
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampiasaina ka omena karama: Mpanetsa roapolo no nokaramainay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be hired for wages. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on salarie. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ikaramana, 12 karamaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12