|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kapitalisma |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena.
[1.369#]
|
| Voambolana | 5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|