|
|
|
|

Teny iditra1  kapelatsa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby mivelatra tanteraka, izany hoe malala-pivelatra ary miolaka miakatra [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04