|
|
|
|

Teny iditra1 kapaoty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-pitafiana lava atao aro ivelany amin' ny orana na ny hatsiaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a cloak. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5capote, manteau. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  7 Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  8 ati-pako, 9 kapaoty, 10 poakaty, 11 tapiôkà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19