|
|
|
|

Teny iditra1 kaoperativa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikambanan' olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany mba hananganana zava-mamokatra iray, ka miara-manana na miombona koa amin' ny vokatra azo. [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: varotra

Fivaditsoratra  5 kaoperativa, 6 voaparitake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12