|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kaonty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao.
4Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5an account.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6compte.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Mpanao kaonty no asako.
[2.4#]
8 Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#] 9 Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 kanoty, 19 kaonty, 20 kitano, 21 kitona, 22 ontika, 23 takony, 24 tokina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|