|
|
|
|

Teny iditra1 kaomisera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera. [1.1]
Ohatra  4 Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [2.4]
Voambolana  5 Lalàna
Tsipelina hafa  6komisera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12