|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kaolina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vozon' akanjo. [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/2)5 kaona
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Karazan-tany fanaovana paorselaina. [1.1]
8tanidìtra fotsy fanaovana bakoly. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9kaolin. [1.13]
Voambolana  10 Haibolantany

Fivaditsoratra  11 alonika, 12 ilokana, 13 kaloina, 14 kaolina, kaolìna, 15 lakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05