|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kanty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antibavy mahia kaozatra [1.1]
Kamban-teny rehetra  4 kanty velona

Teny iditra (2/2)5  kanty
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka] hendry [1.78]
8 [Bezanozano] hendry, morabe [1.78]
9 [Tanala] vory saina, tsara, mahafinaritra, hendry, manantsaina [1.78]
10 [Tanosy] hendry, matotra [1.78]
Tovy hevitra  11 kante

Fivaditsoratra  kanty, 12 kinta, 13 tanky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04