|
|
|
|

Teny iditra1 kansera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io. [1.1]
Voambolana  4 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12