|
|
|
|

Teny iditra1 kankandio
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano.
4(Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa). [1.1]
[kakan-dio] 5karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6bilharzie. [1.13]
Voambolana  7 Fahasalamana
Tovy hevitra  8sokoraty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12