|
|
|
|

Teny iditra1 kandaonina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vola ratsy taloha, tsy mba maneno tsara toy ny farantsa volafotsy fa ratsy feo.
4Zavatra na entana hosoka, na olona mpihatsaravelatsihy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12