|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kanadianina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy.
4Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Canadian.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6canadien, canadienne.
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 kanada, 9 kanada |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|