|
|
|
|

Teny iditra1 kalisy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kapoaka ampiasain' ny Pretra hasiana divay amin' ny sorona masin' ny lamesa (katolika).
4Kapoaka misy ny divay sotroina amin' ny fanasan' ny Tompo (protestanta). [1.1]
Voambolana  5 Fivavahana

Fivaditsoratra  6 kalisy, 7 kilasy, 8 kisaly, 9 lakisy, Lakisy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03