|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kaleva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomba fihinanan' ny vatom-panorona ka midona vao misarika ary mijanona ao am-poina.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4nom d'une des combinaisons du jeu de fanorona. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)7 kaleva
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Karazan-kazo madinidinika izay fanaovana tahona famaky na antsy na lefona ny hazony (Croton Lp). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10Croton sp. (Euphorbiaceae).
11Petit arbre dont le bois sert à faire des manches d'outils et de sagaies.
12C'est le meilleur odi-ozatra, remède contre les contractures et les névrites : la décoction des écorces est administrée par la bouche (un verre au moment des repas) et appliquée en lotions et en bains sur la partie malade.
13C'est un puissant analgésique.
14On en fait aussi des bains de vapeurs pour d'autres affections.
15Déjà signalé par Grandidier, dans le Firaketana malagasy, etc.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 kaleva, 18 lavake, 19 valake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19