|
|
|
|

Teny iditra1  kalapia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] trondro vaovao izay vao niditra teto madagasikara antsoina hoe: tilapia: tsy milefa kalamake ahay (tsy mitsoaka amin'ny kabary izahay fa arosoy eo) [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: trondro

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04