|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kalabe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaran-kafa ilazana ny kalalao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a cockroach.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5cancrelas, blatte, cafard.
[1.8] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 7kadradraka, kalalao |
| Teny iditra (2/2) | 8 kala be |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10chef, patron.
[1.60#161] |
| Fivaditsoratra | 11 bakela, 12 belaka, 13 kalabe, kala be, 14 Kaleba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|